|
|
|
|

Entrée1  manao alasafay
Mots élémentaires  2  manao, 3  ala, 4  safay
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Explications en anglais  7  to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
Synonymes  8  miala safay, misafay

Mis à jour le 2025/10/11